FAQ - Fanontaniana matetika

Aiza no ahitana nareo, manana fivarotana ve nareo?
Mivarotra an-tserasera ( vente à distance na en ligne ) ihany izahay amin'izao fotoana izao. Na izany aza dia manana magazay roa izahay eto Mahajanga sy Antananarivo ho an'ny fisontonana ny kaomandinao. Adiresy:
Antananarivo: Box na Stand E-305 Avance Center Behoririka 101 Antananarivo
Mahajanga: Boutique ABIGAILA, 5 Etage, Box 106 en face RITA door 1er Etage - Manga Mahajanga 401

Ahoana no hifandraisanay aminareo?
Misy fomba samihafa hifandraisana aminay Facebook: necesari shop amin'ny alàlan'ny messenger mailaka: contact@necesari.com Tel: 00 261 34 06 454 42


Firy andro ny livraison na ny fotoana fandefasana ny enrtana?

Eo amin'y 7 na 14 andro ny livraison. Ampilazaina enao rehefa tonga ny entanao.
Inona avy ireo safidy fandoavam-bola misy?
Afaka manao: Mvola, Orange Money, Western Union, Paypal, Transfer Bank sns.
Na mandoa feno ianao na petra-bola raha misy fandoavana in-3 dia alefanay aminao ny reçu na facture ho porofon'ny fandoavam-bola mba ahafahanao mamerina ny entanao tsy misy ahiahy.

Afaka mandoa tsikelikely ve?
Eny, azo atao ny mandoa in-3. Tehirizinay ho anao ilay entana rehefa mandoa ny petra-bola voalohany ianao, ary alefanay aminao ilay entana rehefa vita tanteraka ny fandoavam-bola.
Afaka tonga de alainao eo amin'ireo adresy voalaza eo ambony ireo ihany koa ny entanao rehefa tonga.

Ary raha tsy mety amiko ilay entana, inona no mitranga?
Tsy misy atahorana, raha tsy mety aminao ny entana. Hampafantarina anay ny tsy fanekenao ny entana. Raha ny livrena taminao ilay entana dia manana 5 andro ianao hamerenana azy aminay. Fa enao kosa no miantoka ny frais . Remboursena enao raha toa ka mbola misy ny etikety sy ny fonosana origine ary raha mbola tsy nampiasainao ny entana .

Manao livraison manerana an'i Madagasikara ve nareo?
Eny, manao livraison izahay manerana an'i Madagasikara.